Catégorie : Sosialy
“R+3 The Origin II”-Tantara tena marina sy mampiseho ny zava-misy iainan’ny mpianatra Barikadimy
Efa miroborobo fatratra amin’izao fotoana izao ny tontolon’ny sarimihetsika eto Madagasikara. Ity vokatra vaovao izay hivoaka tsy ho ela ity izao dia isan’ny miavaka koa. “R+3 The Origin II” no lohateniny, izay horonantsary zato isan-jato malagasy, novokarina teto an-toerana ary tohanan’ny orinasa Telma Madagasikara.
Salon de la Gastronomie 2024 : Hiditra amin’ny andiany fahafolo ny hetsika
Nanomboka ny taona 2014 dia tsy nitsahatra nitombo ireo mpitsidika ny hetsika « Salon de la Gastromonie », izay fotoana iray hampisehoan’ireo orinasa misehatra eo amin’ny tontolon’ny lakozia ny tena fahaiza-manaony.
Antson’ny Tontolo Miaina: Ranty ara-javakanto sy Tontolo iainana
Miditra amin’ny andiany faharoa ny hetsika amin’ity taona ity, ary nampitondraina ny anarana hoe RAVORONA, hoy ny mpikarakara. Izany dia hatao ny faha 28 hatramin’ny faha 17 volana Oktobra 2024 izao eny amin’ny Zone Zital Ankorondrano.
EPS – Bakalorea – Nanokatra azy ny taranja lomano
EPS – Bakalorea – Nanokatra azy ny taranja lomano Mialohan’ny hiatrehana ny fanadinana bakalorea hatao ny volana jolay ho avy izao dia nanomboka ny adina ara-panatanjahan-tena ireo mpiadina ny faran’ny herinandro teo. Araka ny tetiandro izay nivoaka dia ny 11 mey lasa teo hatramin’ny 21 jona ho avy izao no daty voafaritra fa hanaovana ny…
Eid Mubarak: Namarana ny volana masina ramadany ny mpino silamo
Tao anatin’ny fifaliana sy ny firavoravoana tanteraka no namaran’ny mpino silamo manerana ny nosy ny volana masina ramadany omaly na ny Eid Mubarak.