Le défi de l’exercice démocratique
À un mois des élections législatives malgaches, les candidats se précipitent dans leurs circonscriptions pour séduire les électeurs. Chacun a son style. Tout y est ! Porte-à-porte, distribution de produits de première nécessité, visites de marchés, organisation de tournois sportifs… Les candidats de la coalition pro-régime comme ceux de l’opposition sont dans ce bain de…
Africa Cup FIBA – 3X3 – Handray ny fifaninanana i Madagasikara
Nandritra ny filan-kevitry ny minisitra ny alarobia lasa teo no nandraisana ny fanapahan-kevitra fa dia handray sy hampiantrano ny “Africa Cup FIBA” izay taranja basikety lalaovin’ny olona telo i Madagasikara.
Toamasina – Barikadimy – Jiolahy dimy lavon’ny polisy tao anaty fifampitifirana
Nirefodrefotra izay tsy izy ny basy tao amin’ny tanànan’i Barikadimy, Toamasina. Dimilahy izay saika hanao fanafihana mantsy no lavon’ny balan’ny mpitandron’ny filaminana.
Ministère de l’intérieur : vague de re-nominations
Le conseil des ministres tenu au palais d’Iavoloha (Antananarivo) le 11 avril dernier a procédé à une vague de re-nominations de responsables dans les collectivités déconcentrées.
Europe : la BCE laisse les taux inchangés pour la cinquième fois
Le taux de dépôt de la banque centrale européenne est maintenu à son plus haut niveau de 4%.
Eid Mubarak: Namarana ny volana masina ramadany ny mpino silamo
Tao anatin’ny fifaliana sy ny firavoravoana tanteraka no namaran’ny mpino silamo manerana ny nosy ny volana masina ramadany omaly na ny Eid Mubarak.
Federasiona Malagasy ny baolina kitra: Ho feno ny fandaharam-potoana ato anatin’ny telo andro
Mandritra ny hateloana dia hiatrika fotoan-dehibe ny avy eo anivon’ny federasiona malagasy ny baolina kitra. Hampiantrano ny dinika nasionaly izy ireo manomboka anio, arahina fametrahana vato fototra eny Carion eny ary ny fiantrehana ny “Assemblée Générale”. Ny 11 aprily izao dia ny kianja Barea eny Mahamasina no hampiantrano ny dinika nasionaly izay entina hanatsara sy…
Distrika Ambositra: Raim-pianakaviana nanolana ny zanany nandritra ny efa-taona
Habibiana tanteraka no nahazo an’ity zazavavikely iray tany Ambositra tany ity. Niharan’ny fanolanana nandritra ny taona maro izy ka ny ray niteraka azy ihany no nahavita nanao izany. Fijaliana tsy roa aman-tany no niainan’ity tovovavy kely ity, izay mipetraka ao amin’ny fokontany Ampivarotanomby, Ambositra. Nandritra ny efa-taona mantsy dia naolan’ny rainy izay niteraka azy izy.