Baolina kitra – Fabien Boyer no mpilalao fahatelo tsy ho avy ao Afrika Atsimo
Miampy iray indray ny mpilalao tsy afaka hiatrika ny fihaonana manoloana an’i Kaomoro sy Mali ny zoma sy talata izao.
Miampy iray indray ny mpilalao tsy afaka hiatrika ny fihaonana manoloana an’i Kaomoro sy Mali ny zoma sy talata izao.
Voafantina anaty lisitr’ireo mpitsara “Elite A 2024” Taorian’i Yann Vezo Davidson eo amin’ny taranja basikety dia voantso hiatrika fiofanana any ivelany, ary tafiditra ao anatin’ny lisitra navoakan’ny kaonfederasiona afrikanina ny baolina kitra na ny CAF ilay mpitsara malagasy vehivavy, Hanjavola Dominique Rosa. Ity lisitra ity dia ny « Elite A 2024 » ka izay mpitsara…
Ny talata 28 mey hariva no nigadona soa aman-tsara tany Johannesburg, Afrika Atsimo ny ampahany amin’ireo delegasiona malagasy mandrafitra ny Barean’i Madagasikara izay hiatrika ny andro fahatelo sy fahefatry ny fifanintsanana handehanana any amin’ny “Mondial 2026”.
Hanomboka ny fampivondronana ao Afrika Atsimo ny ekipa malagasy
Hahita solontena isika malagasy ao anatin’ilay fifaninanana iraisam-pirenena eo amin’ny taranja basikety na Basket Africa League (BAL) izay hatao any Rwanda.
Hanana atleta malagasy hihazo an’i Parisy hiatrika ny lalao olympika 2024 i Madagasikara eo amin’ny taranja tenisy ambony latabatra.
Tapitra hatreo izany ny fiarahana ho an’i Lalaina Nomenjanahary na i Bolida sy ny Barean’i Madagasikara. Nanapa-kevitra ny hiala tsy ho “staff” ny ekipam-pirenena ny tenany araka ny hafatra izay nozarainy tao anatin’ny tambazotran-tserasera.
Tapitra teo amin’ny dingana ampahavalon-dàlana ny dian’ny ekipam-pirenena Malagasy tao anatin’ity tompon-dakan’i Afrika taranja tenisy ambony latabatra izay natao any Rwanda any.
Ny alahady tolakandro teo no nanatanterahana ny andro fahatelo farany tao anatin’ity fiadiana ny amboaran’i Afrika taranja baolina lavalava, sokajy vehivavy ity, ka voahosotra ho tompon-daka ny afrikanina tatsimo raha laharana faharoa no misy an’i Madagasikara.
Dingana lehibe no vitan’ny mpilalao vehivavy, Ladies Makis ao anatin’ity fiadiana ny amboaran’ny Afrika 2024 ity rehefa avy nandavo ny kameronezy satria dia tafita hiatrika ny amboara eran-tany izy ireo.