Europe : la BCE laisse les taux inchangés pour la cinquième fois
Le taux de dépôt de la banque centrale européenne est maintenu à son plus haut niveau de 4%.
Le taux de dépôt de la banque centrale européenne est maintenu à son plus haut niveau de 4%.
Tao anatin’ny fifaliana sy ny firavoravoana tanteraka no namaran’ny mpino silamo manerana ny nosy ny volana masina ramadany omaly na ny Eid Mubarak.
Mandritra ny hateloana dia hiatrika fotoan-dehibe ny avy eo anivon’ny federasiona malagasy ny baolina kitra. Hampiantrano ny dinika nasionaly izy ireo manomboka anio, arahina fametrahana vato fototra eny Carion eny ary ny fiantrehana ny “Assemblée Générale”. Ny 11 aprily izao dia ny kianja Barea eny Mahamasina no hampiantrano ny dinika nasionaly izay entina hanatsara sy…
Habibiana tanteraka no nahazo an’ity zazavavikely iray tany Ambositra tany ity. Niharan’ny fanolanana nandritra ny taona maro izy ka ny ray niteraka azy ihany no nahavita nanao izany. Fijaliana tsy roa aman-tany no niainan’ity tovovavy kely ity, izay mipetraka ao amin’ny fokontany Ampivarotanomby, Ambositra. Nandritra ny efa-taona mantsy dia naolan’ny rainy izay niteraka azy izy.
Nitondra avo ny voninahim-pirenena nandritra ny fifaninanana izay natao tany Ghana ilay mpilalao tenisy malagasy, Miotisoa Rasendra. Nandray anjara tamin’ny ITF J30 mantsy ny tovovavy ka norombahiny ny laharana voalohany. Tonga teny amin’ny laingon’izao tontolo izao ny anaran’i Madagasikara taorian’ny zava-bitan’i Miotisoa Rasendra teo amin’ny taranja tenisy.